|
|
|
|

Entry1  alahatra mihena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Alahatra miainga amin'ny isa lehibe indrindra mankamin'ny isa kely indrindra [1.13.mg#12]
Explanations in French  4  Mettre dans l'ordre décroissant [1.13.fr#12]
Synonyms  5  alahatra mijetsy, alahatra mijotso
Elementary words  6  alahatra, mihena

Updated on 2023/01/21